Nehemiah 12:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niangona ny mpihira avy tamin’ny tany lemaka manodidina an’i Jerosalema sy ny avy tamin’ny vohitry ny Netofatita
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivory ny zanaky ny mpihira, avy eny ambanivohitra manodidina an’i Jerosalema, avy any an-tanànan’ny Netôfatianina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tafangona ny mpihira avy any ambanivohitr’i Jerosalema sy avy amin’ny tanàna kely akaikin’i Netôfà
Malagasy Bible 1865
Dia niangona ny mpihira avy tamin'ny tany lemaka manodidina an'i Jerosalema sy ny avy tamin'ny vohitry ny Netofatita
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niangona ny mpihira avy tamin’ny tany lemaka manodidina an’i Jerosalema sy ny avy tamin’ny vohitry ny Netofatita
malagasy
Dia niangona ny mpihira avy tamin'ny tany lemaka manodidina an'i Jerosalema sy ny avy tamin'ny vohitry ny Netofatita