Nehemiah 12:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary i Bety-Gilgala sy ny sahan’i Geba ary Azmaveta; fa efa nanao vohitra ho azy manodidina an’i Jerosalema ny mpihira.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy Bety-Galgalà, ary ny faritanin’i Gebà sy i Azmaveta; fa nanao vohitra ho azy teny amin’ny manodidina an’i Jerosalema ny mpihira.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy avy any Bety-Gilgala ary avy amin’ny faritr’i Geba sy i Hazmavety; fa efa nanao tanàna kely ho azy manodidina an’i Jerosalema ny mpihira.
Malagasy Bible 1865
sy Beti-gilgala ary ny sahan'i Geba sy Azmaveta; fa efa nanao vohitra ho azy manodidina an'i Jerosalema ny mpihira.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary i Bety-Gilgala sy ny sahan’i Geba ary Azmaveta; fa efa nanao vohitra ho azy manodidina an’i Jerosalema ny mpihira.
malagasy
sy Beti-gilgala ary ny sahan'i Geba sy Azmaveta; fa efa nanao vohitra ho azy manodidina an'i Jerosalema ny mpihira.