Nehemiah 12:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary samy nanadio ny tenany ny mpisorona sy ny levita, nodioviny koa ny olona sy ny vavahady ary ny manda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa avy nanadio ny tenany, ny mpisorona sy ny Levita, dia nanadio ny vahoaka sy ny vavahady ary ny manda koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy nidio tena ny mpisorona sy ny levita; ary nodioviny koa ny olona sy ny vavahady ary ny manda.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpisorona sy ny Levita samy nanadio ny tenany, ary nodioviny koa ny olona sy ny vavahady ary ny manda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary samy nanadio ny tenany ny mpisorona sy ny levita, nodioviny koa ny olona sy ny vavahady ary ny manda.
malagasy
Ary ny mpisorona sy ny Levita samy nanadio ny tenany, ary nodioviny koa ny olona sy ny vavahady ary ny manda.