Nehemiah 12:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nandeha taorianan’izy ireo i Hosaia sy ny antsasaky ny olo-manankaja amin’i Joda,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ireto no nandeha teo aorian’ireo: i Ozaiasa, sy ny antsasaky ny andriandahin’i Jodà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nandeha nanarakaraka azy ry i Hôsahià, ny antsasak’ireo mpanapaka an’i Jodà,
Malagasy Bible 1865
ary nandeha nanarakaraka azy Hosaia sy ny antsasaky ny andriandahin'ny Joda,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nandeha taorianan’izy ireo i Hosaia sy ny antsasaky ny olo-manankaja amin’i Joda,
malagasy
ary nandeha nanarakaraka azy Hosaia sy ny antsasaky ny andriandahin'ny Joda,