Nehemiah 12:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Joda, i Benjamina, i Semaia ary i Jeremia,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny sasany amin’ny taranaky ny mpisorona, nitondra trômpetra: i Zakaria zanak’i Jonatàna zanak’i Semeiàsa zanak’i Mataniasa zanak’i Mikea zanak’i Zekora zanak’i Asafa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Joda sy i Benjamîna ary i Semahià sy i Jeremià;
Malagasy Bible 1865
sy Joda sy Benjamina sy Semaia ary Jeremia,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Joda, i Benjamina, i Semaia ary i Jeremia,
malagasy
sy Joda sy Benjamina sy Semaia ary Jeremia,