Nehemiah 12:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nitondra trompetra ny sasany tamin’ny taranaky ny mpisorona, dia i Zakaria, zanak’i Jonatana, zanak’i Semaia, zanak’i Matania, zanak’i Mikaia, zanak’i Zakora, zanak’i Asafa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mbamin’ny rahalahiny, Semeiàsa, Azareela, Malalay, Galalay, Maay, Natanaely, Jodà, ary Hananỳ, nitondra ny zava-manenon’i Davida, olon’Andriamanitra. I Esdrasa mpanora-dalàna no nialoha an’ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
taorian’ireo ny sasany tamin’ny mpisorona mpitondra trompetra; avy eo i Zakarià, zanakalahin’i Jônatàna sy zafin’i Semahià sy zafiafin’i Matanià sy zafin-dohalik’i Mikaià sy zafin-kitrokelin’i Zakora ary zafim-paladian’i Asafa,
Malagasy Bible 1865
ary ny sasany tamin'ny taranaky ny mpisorona nitondra trompetra, dia Zakaria, zanak'i Jonatana, zanak'i Semaia, zanak'i Matania, zanak'i Mikaia, zanak'i Zakora, zanak'i Asafa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nitondra trompetra ny sasany tamin’ny taranaky ny mpisorona, dia i Zakaria, zanak’i Jonatana, zanak’i Semaia, zanak’i Matania, zanak’i Mikaia, zanak’i Zakora, zanak’i Asafa,
malagasy
ary ny sasany tamin'ny taranaky ny mpisorona nitondra trompetra, dia Zakaria, zanak'i Jonatana, zanak'i Semaia, zanak'i Matania, zanak'i Mikaia, zanak'i Zakora, zanak'i Asafa,