Nehemiah 12:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nijanona tao amin’ny tranon’Andriamanitra izy roa tonta; tao koa aho sy ny antsasaky ny mpanapaka izay niaraka tamiko;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary koa ireo mpisorona: Eliasima, Maasiasa, Miamima, Mikea, Eliôenaì, Zakaria, Anania, nitondra trômpetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia samy nijanona tao an- tranon’Andriamanitra ny antoko-mpihira roa tonta, mbamin’ny tenako sy ireo mpanapaka tafaraka tamiko
Malagasy Bible 1865
Dia nijanona tao an-tranon'Andriamanitra izy roa tonta, ary izaho koa sy ny antsasaky ny mpanapaka izay niaraka tamiko
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nijanona tao amin’ny tranon’Andriamanitra izy roa tonta; tao koa aho sy ny antsasaky ny mpanapaka izay niaraka tamiko;
malagasy
Dia nijanona tao an-tranon'Andriamanitra izy roa tonta, ary izaho koa sy ny antsasaky ny mpanapaka izay niaraka tamiko