Nehemiah 12:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nitondra trompetra ny mpisorona, dia i Eliakima, i Mahaseia, i Miniamina, i Mikaia, i Elioenay, i Zakaria ary i Hanania,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy Maasiasa, Semeiàsa, Ajì, Johanàna, Melkiasa, Elama ary Ezera. Dia injay niredona ny mpihira mbamin’i Jezraiasa mpifehy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny mpisorona trompetra, dia ry i Eliakima sy i Mahaseià, i Miniamîna sy i Mikaià, i Eliôhenay sy i Zakarià ary i Hananià.
Malagasy Bible 1865
ary ny mpisorona, dia Eliakima, Mahaseia, Miniamina, Mikaia, Elioenay, Zakaria ary Hanania, nitondra trompetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nitondra trompetra ny mpisorona, dia i Eliakima, i Mahaseia, i Miniamina, i Mikaia, i Elioenay, i Zakaria ary i Hanania,
malagasy
ary ny mpisorona, dia Eliakima, Mahaseia, Miniamina, Mikaia, Elioenay, Zakaria ary Hanania, nitondra trompetra,