Nehemiah 12:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mbamin’i Mahaseia, i Semaia, i Eleazara, i Ozy, i Johanana, i Malkia, i Elama ary i Ezera. Nihira mafy ny mpihira sy i Jizrahia, mpitarika azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sorona maro no naterin’izy ireo, tamin’izay andro izay, ary fifaliana no nimasoany fa antom-pifaliana lehibe no nomen’Andriamanitra azy ireo. Nifaly mbamin’ny zaza amam-behivavy, ka re lavitra ny hobin-kafaliana tao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nijanona tao ihany koa ry i Mahaseià sy i Semahià, i Elehazara sy i Hozy, i Jôhanàna sy i Malkià, ary i Helama sy i Hezera. Dia nihira mafy ny mpihira teo ambany fitarihan’i Jizrahià.
Malagasy Bible 1865
ary Mahaseia sy Semaia sy Eleazara sy Ozy sy Johanana sy Malkia sy Elama ary Ezera. Ary nihira mafy ny mpihira sy Jizrahia, mpifehy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mbamin’i Mahaseia, i Semaia, i Eleazara, i Ozy, i Johanana, i Malkia, i Elama ary i Ezera. Nihira mafy ny mpihira sy i Jizrahia, mpitarika azy.
malagasy
ary Mahaseia sy Semaia sy Eleazara sy Ozy sy Johanana sy Malkia sy Elama ary Ezera. Ary nihira mafy ny mpihira sy Jizrahia, mpifehy azy.