Nehemiah 12:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitandrina izay nasaina hotandremany ny amin’Andriamaniny sy ny amin’ny fanadiovana izy; ary toy izany koa ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, araka ny didin’i Davida sy i Solomona zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa fahiny, tamin’ny andron’i Davida sy i Asafa, lehiben’ny mpihira, dia fanao ny manao hira fiderana amam-pisaorana ho fankalazana an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nisahana ny tokony hotandremany momba an’Andriamaniny sy momba ny fidiovana. Toy izany koa ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, izay nanaraka ny fandaharana nataon’i Davida sy i Salômôna zanany;
Malagasy Bible 1865
Dia nitandrina izay nasaina hotandremany ny amin'Andriamaniny sy ny amin'ny fanadiovana izy; ary toy izany koa ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, araka ny didin'i Davida sy Solomona zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitandrina izay nasaina hotandremany ny amin’Andriamaniny sy ny amin’ny fanadiovana izy; ary toy izany koa ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, araka ny didin’i Davida sy i Solomona zanany.
malagasy
Dia nitandrina izay nasaina hotandremany ny amin'Andriamaniny sy ny amin'ny fanadiovana izy; ary toy izany koa ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, araka ny didin'i Davida sy Solomona zanany.