Nehemiah 12:47 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Israely rehetra, tamin’ny andron’i Zerobabela sy i Nehemia, dia nanome koa ny anjaran’ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, izany hoe ny anjarany isanandro; ary nanokana izay ho an’ny levita koa izy; ny levita kosa indray dia nanokana izay ho an’ny taranak’i Arona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tamin’ny andron’i Zerobabela sy i Nehemià, dia nomen’ny Israelita rehetra isan’andro ny anjaran’ny mpihira sy ny mpiandry varavarana; nomeny koa ny fanatitra voatokana ho an’ny levita, ary ny levita kosa indray no nanome ny fanatitra voatokana ho an’ny mpisorona taranak’i Aharôna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Isiraely rehetra tamin'ny andron'i Zerobabela sy Nehemia nanome ny anaran'ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, dia ny anjarany isan'andro; ary nanokana izay ho an'ny Levita izy; ary ny Levita kosa nanokana izay ho an'ny taranak'i Arona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Israely rehetra, tamin’ny andron’i Zerobabela sy i Nehemia, dia nanome koa ny anjaran’ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, izany hoe ny anjarany isanandro; ary nanokana izay ho an’ny levita koa izy; ny levita kosa indray dia nanokana izay ho an’ny taranak’i Arona.
malagasy