Nehemiah 12:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Salo, i Amoka, i Hilkia ary i Jedaia. Ireo no lehiben’ny mpisorona sy ny rahalahiny tamin’ny andron’i Josoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Seloma, i Amôka, i Helkiasa, i Adaiasa. Ireo no lehiben’ny mpisorona mbamin’ireo rahalahiny, tamin’ny andron’i Josoe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Salo sy i Hamôka ary i Hilkià sy i Jedahià. Tamin’ny andron’i Jesoa dia ireo no lohandoha-mpisorona sy mpiombom-panompoana aminy.
Malagasy Bible 1865
Salo, Amoka, Hilkia ary Jedaia. Ireo no lohan'ny mpisorona sy ny rahalahiny tamin'ny andron'i Jesoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Salo, i Amoka, i Hilkia ary i Jedaia. Ireo no lehiben’ny mpisorona sy ny rahalahiny tamin’ny andron’i Josoa.
malagasy
Salo, Amoka, Hilkia ary Jedaia. Ireo no lohan'ny mpisorona sy ny rahalahiny tamin'ny andron'i Jesoa.