Nehemiah 12:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny levita kosa dia izao: I Josoa, i Binoy, i Kadmiela, i Serebia, i Joda ary i Matania; izy ireo sy ny rahalahiny no tonian’ny fiderana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Levita: i Josoe, i Benoy, i Kedmiela, i Sarebiasa, i Jodà, i Mataniasa, izay nitarika ny hira fiderana, niaraka tamin’ireo rahalahiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny levita kosa dia ireto avy: i Jesoa sy i Binoy ary i Kadmiela mbamin’i Serebià sy i Jehodà ary i Matanià. Ity Matanià ity sy ny havany no mpiventy hira fiderana,
Malagasy Bible 1865
Ary ny Levita kosa dia izao: Jesoa, Binoy, Kadmiela, Serebia, Joda ary Matania, dia izy ireo sy ny rahalahiny no tonian'ny fiderana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny levita kosa dia izao: I Josoa, i Binoy, i Kadmiela, i Serebia, i Joda ary i Matania; izy ireo sy ny rahalahiny no tonian’ny fiderana.
malagasy
Ary ny Levita kosa dia izao: Jesoa, Binoy, Kadmiela, Serebia, Joda ary Matania, dia izy ireo sy ny rahalahiny no tonian'ny fiderana.