Nehemiah 12:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Bakibokia sy i Ono rahalahin’ireo dia nanandrify azy ireo araka ny anjara raharahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Bekbekiasa sy i Anì, rahalahin’ireo kosa no antoko-mpihira nifamaly tamin’ireo, tamin’ny fanompoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay novalian’i Bakbokià sy i Hony levita namany nipetraka tandrifiny.
Malagasy Bible 1865
Ary Bakbokia sy Ono, rahalahin'ireo, dia nifanandrify tamin'ny anjara-raharahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Bakibokia sy i Ono rahalahin’ireo dia nanandrify azy ireo araka ny anjara raharahany.
malagasy
Ary Bakbokia sy Ono, rahalahin'ireo, dia nifanandrify tamin'ny anjara-raharahany.