Nehemiah 13:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro iray dia novakina teo anatrehan’ny olona ny teny ao amin’ny Bokin’i Mosesy ka hita voasoratra ao fa tsy mahazo miditra amin’ny fiangonan’Andriamanitra mandrakizay ny Amonita sy ny Moabita
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany dia nisy namaky teny tao amin’ny bokin’i Môizy mba ho ren’ny vahoaka; ka hita voasoratra ao fa tsy mahazo miditra amin’ny fiangonan’Andriamanitra, na oviana na oviana, ny Amônita sy ny Moabita,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany fotoanandro izany, dia novakîna ho ren’ny vahoaka ny teny raketin’ny bokin’i Mosesy; ka hita voasoratra tao fa ny Hamônita sy ny Môabita dia tsy mahazo miditra amin’ny fiangonan’Andriamanitra na oviana na oviana.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany dia novakiana teo anatrehan'ny olona ny teny tao amin'ny bokin'i Mosesy, ka hita voasoratra ao fa ny Amonita sy ny Moabita dia tsy mahazo miditra amin'ny fiangonan'Andriamanitra ao fa ny Amonita sy ny Moabita dia tsy mahazo miditra amin'ny fiangonan'Andriamanitra mandrakizay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro iray dia novakina teo anatrehan’ny olona ny teny ao amin’ny Bokin’i Mosesy ka hita voasoratra ao fa tsy mahazo miditra amin’ny fiangonan’Andriamanitra mandrakizay ny Amonita sy ny Moabita
malagasy