Nehemiah 13:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitako fa tsy voaloa ny fiveloman’ny levita ka samy efa nandositra ho any an-tsahany avy ny levita sy ny mpihira izay nanao ny raharaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Reko koa fa tsy voaloa ny anjaran’ny Levita, ary efa samy nitsoaka ho any amin’ny taniny avy ny Levita sy ny mpihira niandraikitra ny fanompoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Reko ihany koa fa tsy voaloa ny fiveloman’ny levita; ka dia samy efa nandositra ho any an-tsahany avy ireo levita, toy izay hanao ny raharaha fanompoany. Toy izany koa no nihatra tamin’ny mpihira.
Malagasy Bible 1865
Ary hitako fa tsy voaloa ny fiveloman'ny Levita; ka dia samy efa nandositra ho any an-tsahany avy ny Levita sy ny mpihira izay nanao ny raharaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitako fa tsy voaloa ny fiveloman’ny levita ka samy efa nandositra ho any an-tsahany avy ny levita sy ny mpihira izay nanao ny raharaha.
malagasy
Ary hitako fa tsy voaloa ny fiveloman'ny Levita; ka dia samy efa nandositra ho any an-tsahany avy ny Levita sy ny mpihira izay nanao ny raharaha.