Nehemiah 13:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifandahatra tamin’ny mpanapaka aho hoe: Nahoana no dia ilaozana ny tranon’Andriamanitra? Dia namory azy aho ka nametraka azy teo amin’ny toerany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noteneniko mafy ny andriambaventy, nataoko hoe: «Nahoana no dia nilaozana ity tranon’Andriamanitra?» Dia novoriko ny Levita sy ny mpihira, ka napetrako teo amin’ny zara toerany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nifandahatra tamin’ny mpanapaka aho ka nanao hoe: –Nahoana no dia navela hilaozana ny tranon’Andriamanitra? Dia namory ny levita sy ny mpihira aho ka nametraka azy teo amin’ny anjara toerany avy;
Malagasy Bible 1865
Dia nifandahatra tamin'ny mpanapaka aho ka nanao hoe: Nahoana no dia ilaozana ny tranon'Andriamanitra? Dia namory azy aho ka nametraka azy teo amin'ny toerany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifandahatra tamin’ny mpanapaka aho hoe: Nahoana no dia ilaozana ny tranon’Andriamanitra? Dia namory azy aho ka nametraka azy teo amin’ny toerany avy.
malagasy
Dia nifandahatra tamin'ny mpanapaka aho ka nanao hoe: Nahoana no dia ilaozana ny tranon'Andriamanitra? Dia namory azy aho ka nametraka azy teo amin'ny toerany avy.