Nehemiah 13:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentin’ny Joda rehetra ho ao amin’ny trano fitahirizana ny ampahafolon’ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay i Jodà rehetra, vao nitondra ao an-trano fitahirizana ny fahafolon’ny vary, ny divay vaovao, ny diloilo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny Jiosy rehetra kosa nitondra ny ampahafolon’ny vary sy divay ary menaka ho ao an-trano fitehirizana.
Malagasy Bible 1865
Dia nentin'ny Joda rehetra ho ao amin'ny trano firaketana ny ampahafolon'ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentin’ny Joda rehetra ho ao amin’ny trano fitahirizana ny ampahafolon’ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo.
malagasy
Dia nentin'ny Joda rehetra ho ao amin'ny trano firaketana ny ampahafolon'ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo.