Nehemiah 13:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy aho noho izany, ry Andriamanitro ô, ka aza kosehina ny soa nataoko tao amin’ny tranon’Andriamanitro sy ny amin’ny raharaha tokony hatao ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy aho, noho izany, ry Andriamanitra ô; ary aza kosehina ny asa fitiavam-bavaka nataoko momba ny tranon’Andriamanitra sy amin’ny fanompoana fanao ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Tsarovy aho noho izany, ry Andriamanitra ô! Ka aza kosehina ny soa vitako momba ny tranonao sy momba ny fanompoam-pivavahana.»
Malagasy Bible 1865
Tsarovy aho noho izany, ry Andriamanitro ô, ka aza kosehina ny soa nataoko tao amin'ny tranon'Andriamanitro sy ny amin'ny raharaha tokony hatao ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy aho noho izany, ry Andriamanitro ô, ka aza kosehina ny soa nataoko tao amin’ny tranon’Andriamanitro sy ny amin’ny raharaha tokony hatao ao.
malagasy
Tsarovy aho noho izany, ry Andriamanitro ô, ka aza kosehina ny soa nataoko tao amin'ny tranon'Andriamanitro sy ny amin'ny raharaha tokony hatao ao.