Nehemiah 13:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy Tiriana nitoetra tao, nitondra hazandrano sy varotra samihafa izy ireo ka nivarotra tamin’ny taranak’i Joda sy tany Jerosalema tamin’ny Sabata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy Tirianina nonina tao Jerosalema koa, nitondra hazandrano sy entam-barotra isan-karazany, namidiny tamin’ny taranak’i Jodà sy tao Jerosalema, tamin’ny andro sabata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy Tirianina nonina tao Jerosalema, izay nitondra trondro sy entam-barotra isan-karazany hamidy andro sabata amin’ny mponin’i Jerosalema sy i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy olona avy any Tyro nitoetra tao, izay nitondra hazandrano sy varotra samy hafa ka nivarotra tamin'ny taranak'i Joda sy tany Jerosalema tamin'ny Sabata;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy Tiriana nitoetra tao, nitondra hazandrano sy varotra samihafa izy ireo ka nivarotra tamin’ny taranak’i Joda sy tany Jerosalema tamin’ny Sabata.
malagasy
Ary nisy olona avy any Tyro nitoetra tao, izay nitondra hazandrano sy varotra samy hafa ka nivarotra tamin'ny taranak'i Joda sy tany Jerosalema tamin'ny Sabata;