Nehemiah 13:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifandahatra tamin’ireo olo-manankaja amin’ny Joda aho ka niteny taminy hoe: Inona izao zava-dratsy ataonareo izao no dia mandoto ny andro Sabata ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noteneniko mafy ny lehibe amin’i Jodà, nataoko hoe: «Inona izao zava-dratsy ataonareo mandoto ny andro sabata izao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nifandahatra tamin’ireo loholon’i Joda aho ka nanao taminy hoe: –Inona izao zava-dratsy ataonareo izao, no dia tsy hajainareo ny andro sabata?
Malagasy Bible 1865
Dia nifandahatra tamin'ireo manan-kaja amin'ny Joda aho ka nanao taminy hoe: Inona izao zava-dratsy ataonareo izao, no dia mandoto ny andro Sabata ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifandahatra tamin’ireo olo-manankaja amin’ny Joda aho ka niteny taminy hoe: Inona izao zava-dratsy ataonareo izao no dia mandoto ny andro Sabata ianareo?
malagasy
Dia nifandahatra tamin'ireo manan-kaja amin'ny Joda aho ka nanao taminy hoe: Inona izao zava-dratsy ataonareo izao, no dia mandoto ny andro Sabata ianareo?