Nehemiah 13:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nanao toy izao va ny razanareo ka nahatran’Andriamanitsika tamintsika sy amin’ity tanàna ity izao loza rehetra izao? Fa izao ianareo dia efa mampitombo indray ny fahatezerana mirehitra izay mihatra amin’ny Israely amin’ny andotoanareo ny Sabata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy toy izao indrindra va no nataon’ny razanareo, ka nampidiran’Andriamanitra izao loza manjò antsika sy ity tanàna ity izao? Ary inty indray ianareo manampy ny hatezerany amin’i Israely, amin’ny fandotoana ny sabata!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao ratsy toy izao ny razanareo ka dia nahatran’Andriamanitsika amintsika sy amin’ity tanàna ity izao loza rehetra izao. Ianareo kosa, noho ny tsy anajanareo ny sabata, dia efa mampitombo ny fahatezeran’Andriamanitra amin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Tsy nanao toy izao va ny razanareo, ka dia nahatran'Andriamanitsika amintsika sy amin'ity tanàna ity izao loza rehetra izao? fa ianareo izao dia efa mampitombo ny fahatezerana mirehitra izay mihatra amin'ny Isiraely amin'ny andotoanareo ny Sabata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nanao toy izao va ny razanareo ka nahatran’Andriamanitsika tamintsika sy amin’ity tanàna ity izao loza rehetra izao? Fa izao ianareo dia efa mampitombo indray ny fahatezerana mirehitra izay mihatra amin’ny Israely amin’ny andotoanareo ny Sabata.
malagasy