Nehemiah 13:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha vao malomaloka ny vavahadin’i Jerosalema talohan’ny Sabata dia nasaiko nohidina ny vavahady ka tsy navelako hovohana mandra-pahatapitra ny Sabata; ary notendreko ny zatovoko sasany hiambina teo am-bavahady mba tsy hampidirana entana amin’ny andro Sabata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taorian’izany, nony efa maizimaizina ny teo amin’ny fidirana ho ao Jerosalema, alohan’ny sabata, dia nasaiko nohidiana ny vavahady, ka tsy navelako hovohana raha tsy efa tapitra ny sabata. Fanampin’izany, napetrako teo am-bavahady ny oloko sasany, mba tsy hisy fampidirana amin’ny andro sabata ny entana rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, raha vao maizimaizina teo amin’ny vavahadin’i Jerosalema alohan’ny sabata, dia nasaiko nohidiana ny vavahady ka tsy navelako hovohana raha tsy efa tapitra ny sabata; ary notendreko ny zatovo sasany mpiara-miasa amiko hiambina teo am-bavahady mba tsy hampidirana entana amin’ny andro sabata.
Malagasy Bible 1865
Ary raha vao malomaloka ny vavahadin'i Jerosalema talohan'ny Sabata, dia nasaiko nohidiana ny vavahady, ka tsy navelako hovohana mandra-pahatapitry ny Sabata ary notendreko ny zatovoko sasany hiambina teo am-bavahady mba tsy hampidirana entana amin'ny andro Sabata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha vao malomaloka ny vavahadin’i Jerosalema talohan’ny Sabata dia nasaiko nohidina ny vavahady ka tsy navelako hovohana mandra-pahatapitra ny Sabata; ary notendreko ny zatovoko sasany hiambina teo am-bavahady mba tsy hampidirana entana amin’ny andro Sabata.
malagasy