Nehemiah 13:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria tsy nitsena ny Zanak’Israely tamin’ny hanina sy rano izy fa nanamby indray an’i Balama hanozona azy; kanjo nampodìn’Andriamanitsika ho fitahiana kosa ny fanozonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy mba nitsena ny zanak’i Israely, nitondra mofo sy rano ireo, ary satria nanamby an’i Balaama hanosona azy, saingy nampodin’Andriamanitra ho tso-drano ny ozona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mba nitsena sakafo sy rano ny Israelita manko ry zareo, fa nanamby an’i Balahama hanozona azy; kanjo nampodîn’Andriamanitsika ho fitahiana kosa ny fanozonana.
Malagasy Bible 1865
satria tsy nitsena hanina sy rano ny Zanak'Isiraely izy, fa nanamby an'i Balama hanozona azy; kanjo nampodin'Andriamanitsika ho fitahiana kosa ny fanozonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria tsy nitsena ny Zanak’Israely tamin’ny hanina sy rano izy fa nanamby indray an’i Balama hanozona azy; kanjo nampodìn’Andriamanitsika ho fitahiana kosa ny fanozonana.
malagasy
satria tsy nitsena hanina sy rano ny Zanak'Isiraely izy, fa nanamby an'i Balama hanozona azy; kanjo nampodin'Andriamanitsika ho fitahiana kosa ny fanozonana.