Nehemiah 13:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandry teo ivelan’i Jerosalema indray mandeha na indroa ny mpivaro-mandeha sy ny mpivarotra zavatra samihafa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay, tafandry tany ivelan’i Jerosalema, indray mandeha na indroa, ny mpandranto ama-mpivarotra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka dia tafandry nilafika teo ivelan’i Jerosalema, indray mandeha na indroa, ny mpandranto sy ny mpivarotra zavatra samy hafa;
Malagasy Bible 1865
Ka dia nandry teo ivelan'i Jerosalema indray mandeha na indroa ny mpandranto sy ny mpivarotra zavatra samy hafa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandry teo ivelan’i Jerosalema indray mandeha na indroa ny mpivaro-mandeha sy ny mpivarotra zavatra samihafa;
malagasy
Ka dia nandry teo ivelan'i Jerosalema indray mandeha na indroa ny mpandranto sy ny mpivarotra zavatra samy hafa;