Nehemiah 13:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nananatra azy ireo mafy aho ka niteny taminy hoe: Nahoana ianareo no mandry eto anilan’ny manda? Raha mbola manao izany indray ianareo dia hosamboriko. Koa hatramin’izany andro izany dia tsy tonga tamin’ny Sabata intsony izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka noteneniko izy ireo nataoko hoe: «Ahoana no andrianareo eto anoloan’ny manda? Raha mbola manao izany ianareo, dia hosamboriko.» Hatramin’izay andro izay, dia tsy tonga tamin’ny sabata intsony izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nananatra azy mafy aho ka nanao taminy hoe: –Nahoana ianareo no mandry eto anoloan’ny manda? Raha mbola manao izany ianareo, dia asaiko samborina. Koa nanomboka tamin’io andro io, dia tsy tonga tamin’ny sabata intsony ireo.
Malagasy Bible 1865
dia nananatra azy mafy aho ka nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no mandry eto anilan'ny manda Raha mbola manao izany indray ianareo, dia hosamboriko. Koa hatramin'izany andro izany dia tsy tonga tamin'ny Sabata intsony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nananatra azy ireo mafy aho ka niteny taminy hoe: Nahoana ianareo no mandry eto anilan’ny manda? Raha mbola manao izany indray ianareo dia hosamboriko. Koa hatramin’izany andro izany dia tsy tonga tamin’ny Sabata intsony izy ireo.
malagasy