Nehemiah 13:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nasaiko nanadio ny tenany ny levita ka ho avy hiambina eo am-bavahady mba hanamasinany ny andro Sabata. Tsarovy koa aho noho izany, ry Andriamanitro ô, ary iantrao aho araka ny haben’ny famindramponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nasaiko nanadio ny tenany ny Levita, sy ho avy hiambina eo am-bavahady, mba hanamasina ny andro sabata. Tsarovy noho izany koa aho, ry Andriamanitra ô, ary tsimbino araka ny haben’ny famindram-ponao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nasaiko nidio tena ny levita ka ho avy hiambina eo am-bavahady, mba hanokanana ny andro sabata ho an’Andriamanitra. «Tsarovy aho noho izany koa, ry Andriamanitro ô; ary iantrao aho fa be indrafo ianao!»
Malagasy Bible 1865
Ary ny Levita dia nasaiko nanadio ny tenany ka ho avy hiambina eo am-bavahady, mba hanamasinany ny andro Sabata. Tsarovy aho noho izany koa, ry Andriamanitro ô, ary iantrao aho araka ny haben'ny famindram-ponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nasaiko nanadio ny tenany ny levita ka ho avy hiambina eo am-bavahady mba hanamasinany ny andro Sabata. Tsarovy koa aho noho izany, ry Andriamanitro ô, ary iantrao aho araka ny haben’ny famindramponao.
malagasy