Nehemiah 13:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany dia hitako ny Jiosy izay efa nanambady vehivavy avy any Asdoda sy Amona ary Moaba;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany koa aho, dia nahita Jody namponina teo aminy vehivavy Azôtianina, Amônita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany fotoanandro izany, dia hitako fa nisy Jiosy efa nanambady vehivavy asdôdita sy hamônita ary môabita.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany dia hitako ny Jiosy izay efa nanambady vehivavy avy any Asdoda sy Amona sy Moaba;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany dia hitako ny Jiosy* izay efa nanambady vehivavy avy any Asdoda sy Amona ary Moaba;
malagasy
Ary tamin'izany andro izany dia hitako ny Jiosy izay efa nanambady vehivavy avy any Asdoda sy Amona sy Moaba;