Nehemiah 13:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny antsasaky ny zanany dia nanao tenin’ny Asdodita fa tsy nahay teny jiosy satria nanaraka ny fiteniny avy isam-poko izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny antsasaky ny zanak’ireo nanao teny azôtianina, fa tsy nahay teny Jodeanina; tahaka izany koa ny amin’ny fitenin’ny vahoaka hafa sasany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny antsasaky ny zanak’ireo dia nampiasa ny fiteny asdôdita, ny sasany kosa nanaraka ny fiteny isam-pireneny avy, fa tsy nahay ny fiteny jiosy intsony.
Malagasy Bible 1865
ary ny antsasaky ny zanany dia nanao tenin'ny Asdodita, fa tsy nahay teny Jiosy, fa nanaraka ny fiteniny avy isam-pirenena izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny antsasaky ny zanany dia nanao tenin’ny Asdodita fa tsy nahay teny jiosy satria nanaraka ny fiteniny avy isam-poko izy.
malagasy
ary ny antsasaky ny zanany dia nanao tenin'ny Asdodita, fa tsy nahay teny Jiosy, fa nanaraka ny fiteniny avy isam-pirenena izy.