Nehemiah 13:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ka moa mety va raha ianareo no re fa manao izao ratsy lehibe rehetra izao ka manota amin’Andriamanitsika amin’ny akanareo vehivavy hafa firenena ho vadinareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka moa tokony ho re akory va, fa ianareo koa mahavita heloka be vava sy manota amin’ny Andriamanitsika toy izany, fa namponina ao aminareo vehivavy hafa firenena!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mety ve raha ianareo no re fa manao izao haratsiana lehibe izao ka manota amin’Andriamanitsika, satria vehivavy hafa firenena no alainareo ho vadinareo?
Malagasy Bible 1865
Koa mety va raha ianareo no re fa manao izao ratsy lehibe rehetra izao ka manota amin'Andriamanitsika amin'ny akanareo vehivavy hafa firenena ho vadinareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ka moa mety va raha ianareo no re fa manao izao ratsy lehibe rehetra izao ka manota amin’Andriamanitsika amin’ny akanareo vehivavy hafa firenena ho vadinareo?
malagasy
Koa mety va raha ianareo no re fa manao izao ratsy lehibe rehetra izao ka manota amin'Andriamanitsika amin'ny akanareo vehivavy hafa firenena ho vadinareo?