Nehemiah 13:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary vinanton’i Sanibala horonita ny iray tamin’ny zanak’i Joiada, zanak’i Eliasiba, Mpisoronabe, dia noroahiko niala teo amiko izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny iray amin’ny zanak’i Jôiadà, zanak’i Eliasiba mpisorona lehibe, dia vinantolahin’i Sanabalata, ka noroahiko hiala teo amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anankiray tamin’ny zanakalahin’i Jôiadà sady zafin’i Eliasiba mpisorombe dia vinantolahin’i Sanebalato ilay Hôrônita, ka dia noroahiko niala tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary vinanton'i Sanbala Horonita ny anankiray amin'ny zanak'i Joiada, zanak'i Eliasiba, mpisoronabe, ka dia noroahiko niala teo amiko izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary vinanton’i Sanibala horonita ny iray tamin’ny zanak’i Joiada, zanak’i Eliasiba, Mpisoronabe*, dia noroahiko niala teo amiko izy.
malagasy
Ary vinanton'i Sanbala Horonita ny anankiray amin'ny zanak'i Joiada, zanak'i Eliasiba, mpisoronabe, ka dia noroahiko niala teo amiko izy.