Nehemiah 13:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy ireo, ry Andriamanitro ô, noho ny nandotoany ny fisoronana; eny, ny faneken’ny fisoronana sy ny levita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy izy ireo, ry Andriamanitra ô, ny amin’ny nanalany baraka ny fisoronana sy ny andraikitra masin’ny mpisorona sy ny Levita!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Tsarovy ireo, ry Andriamanitro ô, satria nanala baràka ny fisoronana sady nanazimba ny fanekempihavananao tamin’ny mpisorona sy ny levita.»
Malagasy Bible 1865
Tsarovy ireo, ry Andriamanitro ô, noho ny nandotoany fisoronana, eny, ny faneken'ny fisoronana sy ny Levita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy ireo, ry Andriamanitro ô, noho ny nandotoany ny fisoronana; eny, ny faneken’ny fisoronana sy ny levita.
malagasy
Tsarovy ireo, ry Andriamanitro ô, noho ny nandotoany fisoronana, eny, ny faneken'ny fisoronana sy ny Levita.