Nehemiah 13:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa ren’ny olona ny lalàna dia navahany hiala tamin’ny Israely ny olona hafa firenena rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ren’ny olona izany lalàna izany, dia navahana hiala tamin’i Israely ny olon-kafa firenena rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa rehefa ren’ny vahoaka ny lalàna, dia navahana tsy ho anisan’ny Israelita ny olona hafa firenena rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ren'ny olona ny lalàna, dia navahany hiala tamin'ny Isiraely ny olona hafa firenena rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa ren’ny olona ny lalàna dia navahany hiala tamin’ny Israely ny olona hafa firenena rehetra.
malagasy
Ary rehefa ren'ny olona ny lalàna, dia navahany hiala tamin'ny Isiraely ny olona hafa firenena rehetra.