Nehemiah 13:31 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny amin’ny fanaterana ny kitay hazo tamin’izay fotoanandrony sy ny voaloham-bokatra. Tsarovy aho ka hasoavy, ry Andriamanitro ô.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naveriko tamin’ny laoniny ihany koa ny fanaterana kitay araka ny fotoanandro voatondro sy ny fanaterana voaloham-bokatra. «Tsarovy aho ka hasoavy, ry Andriamanitro ô!»
Malagasy Bible 1865
ary ny amin'ny fanaterana ny kitay hazo tamin'izay fotoan'androny sy ny voaloham-bokatra. Tsarovy aho ka hasoavy, ry Andriamanitro ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny amin’ny fanaterana ny kitay hazo tamin’izay fotoanandrony sy ny voaloham-bokatra. Tsarovy aho ka hasoavy, ry Andriamanitro ô.
malagasy
ary ny amin'ny fanaterana ny kitay hazo tamin'izay fotoan'androny sy ny voaloham-bokatra. Tsarovy aho ka hasoavy, ry Andriamanitro ô.