Nehemiah 13:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Talohan’izany, i Eliasiba mpisorona izay voatendry ho ao amin’ny efitrano ao amin’ny tranon’Andriamanitsika sady havana akaikin’i Tobia,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Talohan’izany, i Eliasiba mpisorona, izay mpitandrina ny efitranon’ny Andriamanitsika, sy tonga havan’i Tobia,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Talohan’izany i Eliasiba mpisorona no voatendry ho mpiandraikitra ny efitrano fanampiny ao an- tranon’Andriamanitra. Noho izy mpihavana akaiky tamin’i Tôbià,
Malagasy Bible 1865
Ary talohan'izany Eliasiba mpisorona, izay voatendry ho ao anatin'ny efi-trano ao an-tranon'Andriamanitsika sady havan'i Tobia akaikiny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Talohan’izany, i Eliasiba mpisorona izay voatendry ho ao amin’ny efitrano ao amin’ny tranon’Andriamanitsika sady havana akaikin’i Tobia,
malagasy
Ary talohan'izany Eliasiba mpisorona, izay voatendry ho ao anatin'ny efi-trano ao an-tranon'Andriamanitsika sady havan'i Tobia akaikiny,