Nehemiah 13:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nankany Jerosalema aho ka nahita ny ratsy nataon’i Eliasiba ho an’i Tobia tamin’ny nanamboarany efitrano ho azy teo anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nahazo alalana tamin’ny mpanjaka hiverina ho any Jerosalema aho, ka izay vao nahita ity ratsy nataon’i Eliasiba, ho fankasitrahana an’i Tobia, fa namboatra efitrano ho azy, tao anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hankany Jerosalema indray; ka hitako tao ny ratsy afitsok’i Eliasiba tamin’ny nanomanany efitrano ho an’i Tôbià, teo anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
ary nankany Jerosalema aho ka nahita ny ratsy nataon'i Eliasiba ho an'i Tobia tamin'ny nanamboarany efi-trano ho azy teo anatin'ny kianjan'ny tranon'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nankany Jerosalema aho ka nahita ny ratsy nataon’i Eliasiba ho an’i Tobia tamin’ny nanamboarany efitrano ho azy teo anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitra.
malagasy
ary nankany Jerosalema aho ka nahita ny ratsy nataon'i Eliasiba ho an'i Tobia tamin'ny nanamboarany efi-trano ho azy teo anatin'ny kianjan'ny tranon'Andriamanitra.