Nehemiah 13:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalahelo indrindra aho ka navoakako hiala tao amin’ny efitrano ny fanaka rehetra izay an’i Tobia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsindrian’ny alahelo aho tamin’izay, ka natsipiko tany ivelan’ny efitrano ny fanaka rehetra tao amin’ny fonenan’i Tobia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tezitra mafy aho ka natsipiko tany ivelan’ny efitrano ireo fanaka rehetra izay an’i Tôbià.
Malagasy Bible 1865
Dia nalahelo indrindra aho, ka navoakako ny fanaka rehetra izay an'i Tobia hiala tamin'ny efi-trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalahelo indrindra aho ka navoakako hiala tao amin’ny efitrano ny fanaka rehetra izay an’i Tobia.
malagasy
Dia nalahelo indrindra aho, ka navoakako ny fanaka rehetra izay an'i Tobia hiala tamin'ny efi-trano.