Nehemiah 13:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nasaiko nodiovin’ny olona ny efitrano, dia naveriko tao indray ny fanaky ny tranon’Andriamanitra mbamin’ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry sy ny ditin-kazo manitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, nasaiko nodiovina ny efitrano, ary naveriko tao indray ny fanaky ny tranon’Andriamanitra, mbamin’ny fanatitra sy ny emboka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nasaiko nodiovin’ny olona ilay efitrano, dia naveriko tao indray ny fanaky ny tranon’Andriamanitra mbamin’ny fanatitra vokatry ny tany sy ny ditin-kazo manitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nasaiko nodiovin'ny olona ny efi-trano, dia naveriko tao indray ny fanaky ny tranon'Andriamanitra mbamin'ny fanatitra hohanina sy ny ditin-kazo mani-pofona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nasaiko nodiovin’ny olona ny efitrano, dia naveriko tao indray ny fanaky ny tranon’Andriamanitra mbamin’ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry sy ny ditin-kazo manitra.
malagasy
Ary nasaiko nodiovin'ny olona ny efi-trano, dia naveriko tao indray ny fanaky ny tranon'Andriamanitra mbamin'ny fanatitra hohanina sy ny ditin-kazo mani-pofona.