Nehemiah 2:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny volana Nisana tamin’ny taona faharoapolo nanjakan’i Artaksersesy, raha teo anoloany ny divay, dia noraisiko izany ka natolotro ny mpanjaka. Tamin’izay aho vao mba nalahelo teo anatrehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny volana Nisàna, taona faharoapolo nanjakan’i Artakserksesa mpanjaka, raha ilay efa mby teo anoloany iny ny divay, dia noraisiko ny divay ka natolotro ny mpanjaka, ary nitandrina aho mba tsy halahelo eo anatrehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faha-roapolo nanjakàn’i Artakserksesa, volana Nisàna, raha ilay nisakafo iny indrindra ny amperôra, dia naka divay aho ka nandroso azy taminy. Vao izay aho no mba nalahelo teo anatrehan’ny amperôra
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny volana Nisana tamin'ny taona faharoa-polo nanjakan'i Artaksersesy, raha teo anoloany ny divay, dia noraisiko ka natolotro ny mpanjaka. Fa vao izay aho no mba nalahelo teo anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny volana Nisana* tamin’ny taona faharoapolo nanjakan’i Artaksersesy, raha teo anoloany ny divay, dia noraisiko izany ka natolotro ny mpanjaka. Tamin’izay aho vao mba nalahelo teo anatrehany.
malagasy
Ary tamin'ny volana Nisana tamin'ny taona faharoa-polo nanjakan'i Artaksersesy, raha teo anoloany ny divay, dia noraisiko ka natolotro ny mpanjaka. Fa vao izay aho no mba nalahelo teo anatrehany.