Nehemiah 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tany Jerosalema aho ka nitoetra tany hateloana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga tany Jerosalema aho ka nony afaka hateloana no nitoerako tao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga tany Jerosalema aho ka nipetrapetraka tao telo andro;
Malagasy Bible 1865
Dia tonga tany Jerosalema aho ka nitoetra tany hateloana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tany Jerosalema aho ka nitoetra tany hateloana.
malagasy
Dia tonga tany Jerosalema aho ka nitoetra tany hateloana.