Nehemiah 2:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nankany amin’ny vavahadin-doharano sy ny farihin’ny mpanjaka koa aho nefa tsy nisy lalana azon’ilay biby nitaingenako naleha akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notohiziko ny diako mankany amin’ny vavahadin’ny Loharano, sy ny Farihin’ny Mpanjaka, nefa tsy nisy fitoerana azon’ilay biby notaingenako naleha, raha mbola taingenako izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nizotra nankany amin’ilay vavahadin’ny Loharano aho sy nihazo ilay farihin’ny mpanjaka; nefa tsy nisy intsony lalana azon’ilay biby nitaingenako naleha.
Malagasy Bible 1865
Dia nankany amin'ny vavahadin-doharano sy ny farihin'ny mpanjaka koa aho; nefa tsy nisy lalana azon'ilay biby nitaingenako naleha akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nankany amin’ny vavahadin-doharano sy ny farihin’ny mpanjaka koa aho nefa tsy nisy lalana azon’ilay biby nitaingenako naleha akory.
malagasy
Dia nankany amin'ny vavahadin-doharano sy ny farihin'ny mpanjaka koa aho; nefa tsy nisy lalana azon'ilay biby nitaingenako naleha akory.