Nehemiah 2:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’i Sanibala horonita sy i Tobia amonita mpanompo ary i Gasema arabo anefa izany dia nanaraby sy nanevateva anay izy hoe: Inona izao zavatra ataonareo izao? Hikomy amin’ny mpanjaka angaha ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany, i Sanabalata Hôrônita, sy i Tobia ilay mpanompo Amônita, ary i Gôsena Arabo, dia nanaraby sy naneso anay, nanao hoe: «Inona izato ataonareo ao? Hikomy amin’ny mpanjaka angaha ianareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha nahare izany i Sanebalato ilay Hôrônita sy i Tôbià ilay Hamônita mpanampy azy ary i Gesema ilay Arabo, dia nanaraby sy naneso anay hoe: –Inona izao zavatra hataonareo izao? Hikomy amin’ny amperôra angaha ianareo?
Malagasy Bible 1865
Fa nony ren'i Sanbala Horonita sy Tobia Amonita mpanompo ary Gasema Arabo izany, dia nanaraby sy nanevateva anay izy nanao hoe: Inona izao zavatra ataonareo izao? Hikomy amin'ny mpanjaka angaha ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’i Sanibala horonita sy i Tobia amonita mpanompo ary i Gasema arabo anefa izany dia nanaraby sy nanevateva anay izy hoe: Inona izao zavatra ataonareo izao? Hikomy amin’ny mpanjaka angaha ianareo?
malagasy
Fa nony ren'i Sanbala Horonita sy Tobia Amonita mpanompo ary Gasema Arabo izany, dia nanaraby sy nanevateva anay izy nanao hoe: Inona izao zavatra ataonareo izao? Hikomy amin'ny mpanjaka angaha ianareo?Dia namaly azy aho ka nanao taminy hoe: Andriamanitry ny lanitra, Izy no hanambina anay, ka dia hitsangana handrafitra izahay mpanompony; fa ianareo tsy manana anjara. na rariny, na fahatsiarovana akory, atỳ Jerosalema.