Nehemiah 2:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjaka tamiko: Nahoana no malahelo tarehy ianao kanefa tsy marary tsinona? Tsy zavatra hafa izao fa alahelom-po mihitsy. Dia raiki-tahotra indrindra aho
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny mpanjaka tamiko: «Nahoana ity ianao no malahelo tarehy, kanefa tsy marary tsinona? Tsy inona izao fa alahelon’ny fo mihitsy!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hoy izy tamiko: –Nahoana no malahelo tarehy ianao, kanefa tsy marary tsinona? Tsy zavatra hafa izao fa alahelom-po mihitsy. Dia raiki-tahotra mafy aho
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpanjaka tamiko: Nahoana no malahelo tarehy ianao, kanefa tsy marary tsinona? Tsy zavatra hafa izao, fa alahelom-po mihitsy. Dia raiki-tahotra indrindra aho
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjaka tamiko: Nahoana no malahelo tarehy ianao kanefa tsy marary tsinona? Tsy zavatra hafa izao fa alahelom-po mihitsy. Dia raiki-tahotra indrindra aho
malagasy
Dia hoy ny mpanjaka tamiko: Nahoana no malahelo tarehy ianao, kanefa tsy marary tsinona? Tsy zavatra hafa izao, fa alahelom-po mihitsy. Dia raiki-tahotra indrindra aho