Nehemiah 2:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly azy aho hoe: Andriamanitry ny lanitra, Izy no hanambina anay ka hitsangana handrafitra izahay mpanompony; fa ianareo dia tsy manana anjara, na rariny, na fahatsiarovana akory, atỳ Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa namaly azy aho, ka nanao taminy hoe: «Ny Andriamanitry ny lanitra no hanambina anay, ka dia hitsangan-kanorina izahay mpanompony; ary raha ianareo, dia tsy manana anjara, na rariny, na fahatsiarovana akory, atỳ Jerosalema ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no valin-teny nasetriko azy: –Ilay Andriamanitry ny lanitra mihitsy no hanambina anay; ka dia hirotsaka hanorina ny tanàna indray izahay mpanompony. Ianareo kosa tsy manana anjara na zo na fahatsiarovana akory atỳ Jerosalema!
Malagasy Bible 1865
Dia namaly azy aho ka nanao taminy hoe: Andriamanitry ny lanitra, Izy no hanambina anay, ka dia hitsangana handrafitra izahay mpanompony; fa ianareo tsy manana anjara. na rariny, na fahatsiarovana akory, atỳ Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly azy aho hoe: Andriamanitry ny lanitra, Izy no hanambina anay ka hitsangana handrafitra izahay mpanompony; fa ianareo dia tsy manana anjara, na rariny, na fahatsiarovana akory, atỳ Jerosalema.
malagasy