Nehemiah 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny tamin’ny mpanjaka hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka! Nahoana moa no tsy halahelo tarehy aho raha rava ny tanàna misy ny fasan-drazako sady efa levon’ny afo ny vavahadiny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivadi-po terỳ aho, ka namaly ny mpanjaka hoe: «Ho velona mandrakizay anie ny mpanjaka! Hataoko ahoana no tsy falahelo tarehy, kanefa ny tanàna nisy ny fasan-drazako rava ary ny vavahadiny levon’ny afo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka niteny tamin’ny amperôra hoe: –Ho velona mandrakizay anie ianao, ry andriamanjaka! Nahoana no tsy halahelo tarehy aho, fa rava ny tanàna misy ny fasan-drazako sady levon’ny afo ny vavahadiny?
Malagasy Bible 1865
ka nanao tamin'ny mpanjaka hoe: Ho velona mandrakizay anie ny mpanjaka; nahoana no tsy halahelo tarehy aho, fa rava ny tanàna misy ny fasan-drazako, sady efa levon'ny afo ny vavahadiny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny tamin’ny mpanjaka hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka! Nahoana moa no tsy halahelo tarehy aho raha rava ny tanàna misy ny fasan-drazako sady efa levon’ny afo ny vavahadiny?
malagasy
ka nanao tamin'ny mpanjaka hoe: Ho velona mandrakizay anie ny mpanjaka; nahoana no tsy halahelo tarehy aho, fa rava ny tanàna misy ny fasan-drazako, sady efa levon'ny afo ny vavahadiny?