Nehemiah 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjaka tamiko: Inona ary no angatahinao? Dia nivavaka tamin’Andriamanitry ny lanitra aho aloha,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny mpanjaka tamiko: «Inona no tianao hangatahina amiko?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny amperôra tamiko: –Inona àry no angatahinao? Nivavaka tamin’Andriamanitry ny lanitra aho aloha,
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpanjaka tamiko: Inona ary no angatahinao? Dia nivavaka tamin'Andriamanitry ny lanitra aho aloha,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjaka tamiko: Inona ary no angatahinao? Dia nivavaka tamin’Andriamanitry ny lanitra aho aloha,
malagasy
Dia hoy ny mpanjaka tamiko: Inona ary no angatahinao? Dia nivavaka tamin'Andriamanitry ny lanitra aho aloha,