Nehemiah 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay vao niteny tamin’ny mpanjaka hoe: Raha sitraky ny mpanjaka ka mahita fitia eto imasonao ny mpanomponao dia alefaso ho any Joda aho, ho any amin’ny tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivavaka tamin’ny Andriamanitry ny lanitra aho, dia namaly ny mpanjaka hoe: «Raha sitraky ny mpanjaka ka mba nahita fitia eo imasony koa ity mpanompony dia alefao aho ho any Jodà, any amin’ny tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako azy indray.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
vao niteny tamin’ny amperôra hoe: –Raha sitrakao izany, ry andriamanjaka, ary raha misy fankatelemanao ahy mpanomponao, dia mba alefaso ho any Joda aho, ho any amin’ilay tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako azy.
Malagasy Bible 1865
dia vao niteny tamin'ny mpanjaka hoe: Raha sitraky ny mpanjaka, ka mahita fitia eto imasonao ny mpanomponao, dia alefaso ho any Joda aho, ho any amin'ny tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay vao niteny tamin’ny mpanjaka hoe: Raha sitraky ny mpanjaka ka mahita fitia eto imasonao ny mpanomponao dia alefaso ho any Joda aho, ho any amin’ny tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako izany.
malagasy