Nehemiah 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa aho tamin’ny mpanjaka: Raha sitraky ny mpanjaka, aoka homena taratasy ho amin’ireo governora any andafin’ny ony Eofrata aho mba hamelany ahy handeha hatrany Joda,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy koa aho tamin’ny mpanjaka: «Raha sitraky ny mpanjaka, aoka homena taratasy aho, ho an’ny governora any an-dafin’ny ony, mba hamelany ahy handeha, mandra-pahatongako any Jodà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nanampy teny hoe: –Raha sitrakao, ry andriamanjaka, dia aoka hisy taratasy homena ahy ho an’ireo governoran’ny faritra any andafy andrefan’ny ony Eofrata, mba hamelany ahy handeha hatrany Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa aho tamin'ny mpanjaka: Raha sitraky ny mpanjaka, aoka homena taratasy ho amin'ireo governora any an-dafin'ny ony aho, mba hamelany ahy handeha hatrany Joda,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa aho tamin’ny mpanjaka: Raha sitraky ny mpanjaka, aoka homena taratasy ho amin’ireo governora any andafin’ny ony Eofrata aho mba hamelany ahy handeha hatrany Joda,
malagasy
Ary hoy koa aho tamin'ny mpanjaka: Raha sitraky ny mpanjaka, aoka homena taratasy ho amin'ireo governora any an-dafin'ny ony aho, mba hamelany ahy handeha hatrany Joda,