Nehemiah 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tany amin’ireo governora any andafin’ny ony Eofrata aho ka natolotro azy ny taratasin’ny mpanjaka. Ary naniraka manamboninahitra sy mpitaingin-tsoavaly hanatitra ahy ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa ho any amin’ireo governora any an-dafin’ny ony aho ka natolotro azy, ireo taratasin’ny mpanjaka, ary nisy manamboninahitra ama-mpitaingin-tsoavaly koa, nalefan’ny mpanjaka hiaraka amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nankany amin’ireo governora any andafy andrefan’ny ony Eofrata aho ka nanolotra azy ny taratasin’ny amperôra. Nisy manamboninahitra sy mpitaingin-tsoavaly rahateo nirahin’ny amperôra mba hiaraka amiko.
Malagasy Bible 1865
Dia tonga tany amin'ireo governora any an-dafin'ny ony aho, ka natolotro azy ny taratasin'ny mpanjaka. Ary ny mpanjaka efa naniraka manamboninahitra sy mpitaingin-tsoavaly hanatitra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tany amin’ireo governora any andafin’ny ony Eofrata aho ka natolotro azy ny taratasin’ny mpanjaka. Ary naniraka manamboninahitra sy mpitaingin-tsoavaly hanatitra ahy ny mpanjaka.
malagasy
Dia tonga tany amin'ireo governora any an-dafin'ny ony aho, ka natolotro azy ny taratasin'ny mpanjaka. Ary ny mpanjaka efa naniraka manamboninahitra sy mpitaingin-tsoavaly hanatitra ahy.