Nehemiah 3:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Jedaia, zanak’i Haromafa, dia ny teo amin’ny tandrifin’ny tranony ihany. Teo anilan’io dia nanamboatra koa i Hatosy, zanak’i Hasabnia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo anilany dia i Jedaiasa zanak’i Haromafa no nanamboatra tandrifin’ny tranony; ary teo anilany dia i Hatosa zanak’i Haseboniasa no nanamboatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanarakaraka io, dia i Jedaià zanakalahin’i Haromafa no namboatra ny manda tandrifin’ny tranony; ary teo an-kilan’io, dia i Hatosy zanakalahin’i Hasabneià.
Malagasy Bible 1865
Ary manarakaraka io dia namboatra koa Jedaia, zanak'i Haromafa, dia ny teo amin'ny tandrifin'ny tranony ihany. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Hatosy, zanak'i Hasabnia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo anilan’ireo dia nanamboatra koa i Jedaia, zanak’i Haromafa, dia ny teo amin’ny tandrifin’ny tranony ihany. Teo anilan’io dia nanamboatra koa i Hatosy, zanak’i Hasabnia.
malagasy
Ary manarakaraka io dia namboatra koa Jedaia, zanak'i Haromafa, dia ny teo amin'ny tandrifin'ny tranony ihany. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Hatosy, zanak'i Hasabnia.